plt_tn/psa/145/001.md

20 lines
628 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Salamo fiderana. Nataon'i Davida
"Ity salamo ity dia fiderana izay nosoratan'i Davida"
# Hanandratra Anao
"Hilaza amin'ny olona fa mahatalanjona Ianao"
# hankalaza ny anaranao
Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. Jereo ny nandikana ny "hoderaina anie ny anarany be voninahitra" ao amin'ny 72:18. DH: "hankalaza Anao" na "hanao izay mahafaly Anao"
# hidera ny anaranao
Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "hidera Anao" na "hilaza amin'ny olona fa lehibe Ianao"