# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo. # Salamo fiderana. Nataon'i Davida "Ity salamo ity dia fiderana izay nosoratan'i Davida" # Hanandratra Anao "Hilaza amin'ny olona fa mahatalanjona Ianao" # hankalaza ny anaranao Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. Jereo ny nandikana ny "hoderaina anie ny anarany be voninahitra" ao amin'ny 72:18. DH: "hankalaza Anao" na "hanao izay mahafaly Anao" # hidera ny anaranao Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'i Yaveh tenany mihitsy. DH: "hidera Anao" na "hilaza amin'ny olona fa lehibe Ianao"