plt_tn/psa/144/003.md

12 lines
526 B
Markdown

# Yaveh o, inona izay olona no hitsinjovanao azy na ny zanak'olona no hiheveranao azy?
Ireo fanontaniana ireo dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Kely loatra ny olona ampitahaina amin'izay hafa rehetra nataonao ka dia taitra aho ny amin'ny hitsinjovanao ny olona ary ny hiheveranao ny zanak'olona"
# olona ... zanak'olona
Teny roa hilazana an'ny olombelona.
# Toy ny fofonaina ... tahaka ny aloka mandalo
Ny mpanoratra mampitaha ny olombelona amin'ireo zavatra ireo mba hanamafisana ny hafohin'ny fiainan'izy ireo.