plt_tn/psa/144/003.md

526 B

Yaveh o, inona izay olona no hitsinjovanao azy na ny zanak'olona no hiheveranao azy?

Ireo fanontaniana ireo dia azo adika ho fanambarana tsotra. DH: "Kely loatra ny olona ampitahaina amin'izay hafa rehetra nataonao ka dia taitra aho ny amin'ny hitsinjovanao ny olona ary ny hiheveranao ny zanak'olona"

olona ... zanak'olona

Teny roa hilazana an'ny olombelona.

Toy ny fofonaina ... tahaka ny aloka mandalo

Ny mpanoratra mampitaha ny olombelona amin'ireo zavatra ireo mba hanamafisana ny hafohin'ny fiainan'izy ireo.