plt_tn/psa/142/006.md

16 lines
550 B
Markdown

# Henoy ny antsoko
Ity dia antso vonjy. Jereo izay nandikanao izany ai amin'ny 5:1. DH: "Henoy aho raha miantso vonjy aminao"
# efa nambaniana loatra aho
Ireo mety ho heviny dia 1) "ory loatra aho" ary 2) "osa tanteraka aho." Jereo ny nandikana ny "ambany tanteraka izahay" ao amin'ny 78:7.
# Avoahy ao amin'ny tranomaizina ny fanahiko
Ity dia fangatahana. DH: "ento mivoaka ny fonja aho"
# manolotra fisaorana hoan'ny anaranao
Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'ilay olona. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:11. DH: "hisaotra Anao"