# Henoy ny antsoko Ity dia antso vonjy. Jereo izay nandikanao izany ai amin'ny 5:1. DH: "Henoy aho raha miantso vonjy aminao" # efa nambaniana loatra aho Ireo mety ho heviny dia 1) "ory loatra aho" ary 2) "osa tanteraka aho." Jereo ny nandikana ny "ambany tanteraka izahay" ao amin'ny 78:7. # Avoahy ao amin'ny tranomaizina ny fanahiko Ity dia fangatahana. DH: "ento mivoaka ny fonja aho" # manolotra fisaorana hoan'ny anaranao Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'ilay olona. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:11. DH: "hisaotra Anao"