plt_tn/psa/142/006.md

550 B

Henoy ny antsoko

Ity dia antso vonjy. Jereo izay nandikanao izany ai amin'ny 5:1. DH: "Henoy aho raha miantso vonjy aminao"

efa nambaniana loatra aho

Ireo mety ho heviny dia 1) "ory loatra aho" ary 2) "osa tanteraka aho." Jereo ny nandikana ny "ambany tanteraka izahay" ao amin'ny 78:7.

Avoahy ao amin'ny tranomaizina ny fanahiko

Ity dia fangatahana. DH: "ento mivoaka ny fonja aho"

manolotra fisaorana hoan'ny anaranao

Ny teny "anarana" dia sarinteny ho an'ilay olona. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 5:11. DH: "hisaotra Anao"