plt_tn/psa/140/009.md

1.0 KiB

mampitraka ny lohany

Ity dia famantarana ny maha mpirehareha. DH: "dia mirehareha"

avelao ny sompatra eo amin'ny molony ihany no hanarona azy ireo

Izany dia vavaka mba hanaovan'Andriamanitra ny mpanao ratsy hijaly noho ireo fahoriana nataon'izy ireo tamin'ny alalan'ny zavatra izay nolazainy.

ny sompatra eo amin'ny molony ihany

Ny fahoriana izay ny tenan'izy ireo mihitsy no nanao azy tamin'izay nolazainy.

hanarona azy ireo

Izany hoe, mampitsahatra azy ireo amin'ny fampitondrana fahoriana.

Aoka hisy vain'afo hilatsaka eo aminy; atsipazo ao anaty afo izy ireo

Ny kisarisary amin'ny afo dia midika famaizana mahery vaika ho an'ireo ratsy fanahy.

lavaka tsy hita fiafarana

Izany dia mety ho fanondroana ny Fiainan-tsy hita, ny tontolon'ny maty.

olona mahay vava

ireo izay miteny ratsy amin'ny hafa tsy amin'ny antony.

handry fahalemana ambonin'ny tany

"azo antoka eto amin'ity fiainana ity"

ny loza anie hihaza ny lehilahy maherisetra

Eto ny ratsy dia lazaina toy ny hoe olona iray mamalifaty amin'olona iray hafa.