# mampitraka ny lohany Ity dia famantarana ny maha mpirehareha. DH: "dia mirehareha" # avelao ny sompatra eo amin'ny molony ihany no hanarona azy ireo Izany dia vavaka mba hanaovan'Andriamanitra ny mpanao ratsy hijaly noho ireo fahoriana nataon'izy ireo tamin'ny alalan'ny zavatra izay nolazainy. # ny sompatra eo amin'ny molony ihany Ny fahoriana izay ny tenan'izy ireo mihitsy no nanao azy tamin'izay nolazainy. # hanarona azy ireo Izany hoe, mampitsahatra azy ireo amin'ny fampitondrana fahoriana. # Aoka hisy vain'afo hilatsaka eo aminy; atsipazo ao anaty afo izy ireo Ny kisarisary amin'ny afo dia midika famaizana mahery vaika ho an'ireo ratsy fanahy. # lavaka tsy hita fiafarana Izany dia mety ho fanondroana ny Fiainan-tsy hita, ny tontolon'ny maty. # olona mahay vava ireo izay miteny ratsy amin'ny hafa tsy amin'ny antony. # handry fahalemana ambonin'ny tany "azo antoka eto amin'ity fiainana ity" # ny loza anie hihaza ny lehilahy maherisetra Eto ny ratsy dia lazaina toy ny hoe olona iray mamalifaty amin'olona iray hafa.