plt_tn/psa/139/009.md

520 B

Raha manidina amin'ny elatry ny maraina aho ary mandeha mba hitoetra any amin'ny faran'ny ranomasina

Ny mpanoratra manazava fa na aiza na aiza misy azy, dia any koa Andriamanitra.

Raha manidina amin'ny elatry ny maraina aho

Ho an'ny tatsinanana fahiny, dia noheverina ho nanan'elatra nahatonga izany hanidina amin'ny habakabaka ny masoandro. DH: "Raha afa-nitondra ahy namakivaky ny habakabaka ny masoandro"

any amin'ny faran'ny ranomasina

"any andrefana lavitra indrindra any"

hihazona ahy

"hamonjy ahy"