plt_tn/psa/139/009.md

16 lines
520 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha manidina amin'ny elatry ny maraina aho ary mandeha mba hitoetra any amin'ny faran'ny ranomasina
Ny mpanoratra manazava fa na aiza na aiza misy azy, dia any koa Andriamanitra.
# Raha manidina amin'ny elatry ny maraina aho
Ho an'ny tatsinanana fahiny, dia noheverina ho nanan'elatra nahatonga izany hanidina amin'ny habakabaka ny masoandro. DH: "Raha afa-nitondra ahy namakivaky ny habakabaka ny masoandro"
# any amin'ny faran'ny ranomasina
"any andrefana lavitra indrindra any"
# hihazona ahy
"hamonjy ahy"