# Raha manidina amin'ny elatry ny maraina aho ary mandeha mba hitoetra any amin'ny faran'ny ranomasina Ny mpanoratra manazava fa na aiza na aiza misy azy, dia any koa Andriamanitra. # Raha manidina amin'ny elatry ny maraina aho Ho an'ny tatsinanana fahiny, dia noheverina ho nanan'elatra nahatonga izany hanidina amin'ny habakabaka ny masoandro. DH: "Raha afa-nitondra ahy namakivaky ny habakabaka ny masoandro" # any amin'ny faran'ny ranomasina "any andrefana lavitra indrindra any" # hihazona ahy "hamonjy ahy"