plt_tn/psa/139/003.md

839 B

ny lalako sy ny fomba fandriko Ianao

Eto ny 'lalana" dia midika ny fitondran-tenan'olona iray. "Ny lalako sy ny fomba fandriko" miaraka dia maneho izay rehetra momba ny mpanao salamo.

mialohan'ny hisian'ny teny eo amin'ny lelako

Eto ny "teny eo amin'ny lela" dia maneho lahateny. DH: "mialohan'ny itenenako"

Mihodidina eo anoloako sy ao aoriako Ianao

Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fanatrehan'Andriamanitra na aiza na aiza.

mametraka ny tananao amiko

Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fitarihana sy famonjena. DH: "Ianao mitarika ahy sy mamonjy ahy"

sarotra loatra amiko

"sarotra loatra amiko ny hanakatra"

ambony loatra, ka tsy ho takatro

Ny maha avo sy saro-takarina dia fomba fiteny ny amin'ny fahalalana sasany izay tsy ananan'olombelona eto amin'ity toe-jzavatra ity. DH: "sarotra loatra ny hanakatra"