# ny lalako sy ny fomba fandriko Ianao Eto ny 'lalana" dia midika ny fitondran-tenan'olona iray. "Ny lalako sy ny fomba fandriko" miaraka dia maneho izay rehetra momba ny mpanao salamo. # mialohan'ny hisian'ny teny eo amin'ny lelako Eto ny "teny eo amin'ny lela" dia maneho lahateny. DH: "mialohan'ny itenenako" # Mihodidina eo anoloako sy ao aoriako Ianao Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fanatrehan'Andriamanitra na aiza na aiza. # mametraka ny tananao amiko Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fitarihana sy famonjena. DH: "Ianao mitarika ahy sy mamonjy ahy" # sarotra loatra amiko "sarotra loatra amiko ny hanakatra" # ambony loatra, ka tsy ho takatro Ny maha avo sy saro-takarina dia fomba fiteny ny amin'ny fahalalana sasany izay tsy ananan'olombelona eto amin'ity toe-jzavatra ity. DH: "sarotra loatra ny hanakatra"