plt_tn/psa/139/003.md

24 lines
839 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny lalako sy ny fomba fandriko Ianao
Eto ny 'lalana" dia midika ny fitondran-tenan'olona iray. "Ny lalako sy ny fomba fandriko" miaraka dia maneho izay rehetra momba ny mpanao salamo.
# mialohan'ny hisian'ny teny eo amin'ny lelako
Eto ny "teny eo amin'ny lela" dia maneho lahateny. DH: "mialohan'ny itenenako"
# Mihodidina eo anoloako sy ao aoriako Ianao
Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fanatrehan'Andriamanitra na aiza na aiza.
# mametraka ny tananao amiko
Ity fomba fiteny ity dia manondro ny fitarihana sy famonjena. DH: "Ianao mitarika ahy sy mamonjy ahy"
# sarotra loatra amiko
"sarotra loatra amiko ny hanakatra"
# ambony loatra, ka tsy ho takatro
Ny maha avo sy saro-takarina dia fomba fiteny ny amin'ny fahalalana sasany izay tsy ananan'olombelona eto amin'ity toe-jzavatra ity. DH: "sarotra loatra ny hanakatra"