plt_tn/psa/137/007.md

477 B

Tsarovy, ry Yaveh, izay nataon'ireo Edomita

Eto ny mahatsiaro izay nataon'ny Edomita dia maneho famaizana azy ireo noho ny amin'izay nataony. DH: "Faizo ny Edomita, ry Yaveh o, noho izay nataon'izy ireo"

ny andro naharava an'i Jerosalema

Jerosalema voababon'ny tafika fahavalo iray dia lazaina toy ny hoe lavo. Izay nambabo an'i Jerosalema dia azo ambara mazava tsara. DH: "ny andro nambaboana an'i Jerosalema" na "ny andro nidiran'ny tafika Babyloniana tao Jerosalema"