forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
477 B
Markdown
8 lines
477 B
Markdown
|
# Tsarovy, ry Yaveh, izay nataon'ireo Edomita
|
||
|
|
||
|
Eto ny mahatsiaro izay nataon'ny Edomita dia maneho famaizana azy ireo noho ny amin'izay nataony. DH: "Faizo ny Edomita, ry Yaveh o, noho izay nataon'izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# ny andro naharava an'i Jerosalema
|
||
|
|
||
|
Jerosalema voababon'ny tafika fahavalo iray dia lazaina toy ny hoe lavo. Izay nambabo an'i Jerosalema dia azo ambara mazava tsara. DH: "ny andro nambaboana an'i Jerosalema" na "ny andro nidiran'ny tafika Babyloniana tao Jerosalema"
|