# Tsarovy, ry Yaveh, izay nataon'ireo Edomita Eto ny mahatsiaro izay nataon'ny Edomita dia maneho famaizana azy ireo noho ny amin'izay nataony. DH: "Faizo ny Edomita, ry Yaveh o, noho izay nataon'izy ireo" # ny andro naharava an'i Jerosalema Jerosalema voababon'ny tafika fahavalo iray dia lazaina toy ny hoe lavo. Izay nambabo an'i Jerosalema dia azo ambara mazava tsara. DH: "ny andro nambaboana an'i Jerosalema" na "ny andro nidiran'ny tafika Babyloniana tao Jerosalema"