plt_tn/psa/137/003.md

330 B

nangatahan'ireo mpambabo anay hihira

Eto ny "hira" dia maneho ny fihetsika fihirana. DH: "nangataka anay hihira ireo mpambabo anay"

nangataka anay mba hifaly

"nanao anay ho mody faly"

hira iray amin'ireo hiran'i Ziona

Izany dia mety ho manondro an'ireo hira izay nampiasain'ny Israelita tao an-tempoly tany Jerosalema.