# nangatahan'ireo mpambabo anay hihira Eto ny "hira" dia maneho ny fihetsika fihirana. DH: "nangataka anay hihira ireo mpambabo anay" # nangataka anay mba hifaly "nanao anay ho mody faly" # hira iray amin'ireo hiran'i Ziona Izany dia mety ho manondro an'ireo hira izay nampiasain'ny Israelita tao an-tempoly tany Jerosalema.