plt_tn/psa/137/003.md

12 lines
330 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nangatahan'ireo mpambabo anay hihira
Eto ny "hira" dia maneho ny fihetsika fihirana. DH: "nangataka anay hihira ireo mpambabo anay"
# nangataka anay mba hifaly
"nanao anay ho mody faly"
# hira iray amin'ireo hiran'i Ziona
Izany dia mety ho manondro an'ireo hira izay nampiasain'ny Israelita tao an-tempoly tany Jerosalema.