plt_tn/psa/133/002.md

555 B

Tahaka ny diloilo tsara amin'ny loha

Ny fahatsaran'ny fiombonana ao amin'ny vahoakan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe diloilo tsara izay nararaka teo amin'ny lohan'i Arona. DH: "Izany fiombonana izany dia sarobidy tahaka ny diloilo nararaka teo andohan'i Arona"

Tahaka ny andon'i Hermona

Ny fahatsaran'ny fiombonana ao amin'ny vahoakan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mihavao toy ny ando. DH: "mihavao tahaka ny andon'i Hermona"

Hermona

Izany dia tendrombohitra any Israely izay misy oram-panala eo an-tampon'izany mandritra ny taona.