# Tahaka ny diloilo tsara amin'ny loha Ny fahatsaran'ny fiombonana ao amin'ny vahoakan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe diloilo tsara izay nararaka teo amin'ny lohan'i Arona. DH: "Izany fiombonana izany dia sarobidy tahaka ny diloilo nararaka teo andohan'i Arona" # Tahaka ny andon'i Hermona Ny fahatsaran'ny fiombonana ao amin'ny vahoakan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mihavao toy ny ando. DH: "mihavao tahaka ny andon'i Hermona" # Hermona Izany dia tendrombohitra any Israely izay misy oram-panala eo an-tampon'izany mandritra ny taona.