plt_tn/psa/133/002.md

12 lines
555 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tahaka ny diloilo tsara amin'ny loha
Ny fahatsaran'ny fiombonana ao amin'ny vahoakan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe diloilo tsara izay nararaka teo amin'ny lohan'i Arona. DH: "Izany fiombonana izany dia sarobidy tahaka ny diloilo nararaka teo andohan'i Arona"
# Tahaka ny andon'i Hermona
Ny fahatsaran'ny fiombonana ao amin'ny vahoakan'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe mihavao toy ny ando. DH: "mihavao tahaka ny andon'i Hermona"
# Hermona
Izany dia tendrombohitra any Israely izay misy oram-panala eo an-tampon'izany mandritra ny taona.