plt_tn/psa/132/017.md

1.0 KiB

hanaovako tandroka hitsimoka ho an'i Davida

Andriamanitra miteny ny taranaka maherin'i Davida toy ny hoe tandroka maherin'ny biby iray. DH: "Izaho hahatonga iray amin'ny taranak'i Davida ho mpanjaka aoriany" na "Izaho hahatonga an'i Davida hanana taranaka izay ho mpanjaka mahery"

hametrahako jiro ho an'ny olom-boahosotro

Andriamanitra miteny an'ireo taranak'i Davida mitohy manapaka ho mpanjaka toy ny hoe fanilo izay manohy manazava. DH: "Izaho hahatonga ny taranak'ilay voafidiko hitohy hanapaka ho mpanjaka"

olom-boahosotro

"ny mpanjaka voafidiko" na "ny mpanjaka nofidiko"

Hampiankanjoko henatra ireo fahavalony

Ny henatra dia lazaina toy ny hoe fitafiana. Ity henatra ity dia mety hitranga vokatry ny faharesena amin'ny ady. DH: "Izaho hampamenatra ireo fahavalony" na "Izaho hahatonga ireo fahavalony ho resy sy menatra"

hamirapiratra ny satro-boninahiny

Ny satro-boninahitra dia maneho ny fanapahany, ary ny fahalehibiazana dia lazaina ho mitaratra. DH: "ho mpanjaka lehibe izy" na "hamirapiratra ny fahalehibiazany"