plt_tn/psa/132/017.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hanaovako tandroka hitsimoka ho an'i Davida
Andriamanitra miteny ny taranaka maherin'i Davida toy ny hoe tandroka maherin'ny biby iray. DH: "Izaho hahatonga iray amin'ny taranak'i Davida ho mpanjaka aoriany" na "Izaho hahatonga an'i Davida hanana taranaka izay ho mpanjaka mahery"
# hametrahako jiro ho an'ny olom-boahosotro
Andriamanitra miteny an'ireo taranak'i Davida mitohy manapaka ho mpanjaka toy ny hoe fanilo izay manohy manazava. DH: "Izaho hahatonga ny taranak'ilay voafidiko hitohy hanapaka ho mpanjaka"
# olom-boahosotro
"ny mpanjaka voafidiko" na "ny mpanjaka nofidiko"
# Hampiankanjoko henatra ireo fahavalony
Ny henatra dia lazaina toy ny hoe fitafiana. Ity henatra ity dia mety hitranga vokatry ny faharesena amin'ny ady. DH: "Izaho hampamenatra ireo fahavalony" na "Izaho hahatonga ireo fahavalony ho resy sy menatra"
# hamirapiratra ny satro-boninahiny
Ny satro-boninahitra dia maneho ny fanapahany, ary ny fahalehibiazana dia lazaina ho mitaratra. DH: "ho mpanjaka lehibe izy" na "hamirapiratra ny fahalehibiazany"