# hanaovako tandroka hitsimoka ho an'i Davida Andriamanitra miteny ny taranaka maherin'i Davida toy ny hoe tandroka maherin'ny biby iray. DH: "Izaho hahatonga iray amin'ny taranak'i Davida ho mpanjaka aoriany" na "Izaho hahatonga an'i Davida hanana taranaka izay ho mpanjaka mahery" # hametrahako jiro ho an'ny olom-boahosotro Andriamanitra miteny an'ireo taranak'i Davida mitohy manapaka ho mpanjaka toy ny hoe fanilo izay manohy manazava. DH: "Izaho hahatonga ny taranak'ilay voafidiko hitohy hanapaka ho mpanjaka" # olom-boahosotro "ny mpanjaka voafidiko" na "ny mpanjaka nofidiko" # Hampiankanjoko henatra ireo fahavalony Ny henatra dia lazaina toy ny hoe fitafiana. Ity henatra ity dia mety hitranga vokatry ny faharesena amin'ny ady. DH: "Izaho hampamenatra ireo fahavalony" na "Izaho hahatonga ireo fahavalony ho resy sy menatra" # hamirapiratra ny satro-boninahiny Ny satro-boninahitra dia maneho ny fanapahany, ary ny fahalehibiazana dia lazaina ho mitaratra. DH: "ho mpanjaka lehibe izy" na "hamirapiratra ny fahalehibiazany"