plt_tn/psa/132/015.md

16 lines
681 B
Markdown

# Fampifandraisana fotokevitra:
Andriamanitra manohy miteny momba ny tanànan'i Ziona tahaka ny vehivavy.
# Ho tahiako amin'ny famatsiana maro dia maro izy
"hanome fitahiam-be ho an'i Ziona"
# Homeko fahafam-po amin'ny mofo ny mahantrany
Eto ny "mahantra" dia manondro an'ireo vahoaka mahantra any Ziona. Eto ny "mofo" dia mety ho maneho sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "hahafapo ny vahoaka mahatran'i Ziona amin'ny sakafo"
# Hampiankanjoko famonjena ireo mpisorony
Ny famonjena dia lazaina toy ny hoe fitafiana. Ireo mety ho heviny dia 1) "Izaho hahatonga ireo mpisorona hitondra tena araka ny fomban'ireo olo-mendrika navotako" (UDB) na 2) "Izaho hanavotra ireo mpisorony"