plt_tn/psa/132/015.md

681 B

Fampifandraisana fotokevitra:

Andriamanitra manohy miteny momba ny tanànan'i Ziona tahaka ny vehivavy.

Ho tahiako amin'ny famatsiana maro dia maro izy

"hanome fitahiam-be ho an'i Ziona"

Homeko fahafam-po amin'ny mofo ny mahantrany

Eto ny "mahantra" dia manondro an'ireo vahoaka mahantra any Ziona. Eto ny "mofo" dia mety ho maneho sakafo amin'ny ankapobeny. DH: "hahafapo ny vahoaka mahatran'i Ziona amin'ny sakafo"

Hampiankanjoko famonjena ireo mpisorony

Ny famonjena dia lazaina toy ny hoe fitafiana. Ireo mety ho heviny dia 1) "Izaho hahatonga ireo mpisorona hitondra tena araka ny fomban'ireo olo-mendrika navotako" (UDB) na 2) "Izaho hanavotra ireo mpisorony"