plt_tn/psa/131/002.md

588 B

nampionona sy nampangina ny fanahiko tokoa aho

Ny fanahy dia maneho an'ilay olona na ny fihetseham-pony. Ny tony sy miadana dia lazaina toy ny hoe nahatonga ny fanahin'olona hionona sy mangina. DH: "tony sy miadana aho"

ny fanahiko ao anatiko

Ny fanahy dia maneho an'ilay olona na ny fihetseham-pony.

toy ny zaza nisara-nono

Ny mpanao salamo miteny ny tenany ravo sy miala sasatra toy ny hoe zazakely izay tsy mangataka nono amin'ny reniny intsony. DH: "ravoravo tahaka ny zazakely tsy mitomany nono intsony fa mitsahatra eo an-tsandrin-dreniny" na "ravoravo sy miala sasatra"