# nampionona sy nampangina ny fanahiko tokoa aho Ny fanahy dia maneho an'ilay olona na ny fihetseham-pony. Ny tony sy miadana dia lazaina toy ny hoe nahatonga ny fanahin'olona hionona sy mangina. DH: "tony sy miadana aho" # ny fanahiko ao anatiko Ny fanahy dia maneho an'ilay olona na ny fihetseham-pony. # toy ny zaza nisara-nono Ny mpanao salamo miteny ny tenany ravo sy miala sasatra toy ny hoe zazakely izay tsy mangataka nono amin'ny reniny intsony. DH: "ravoravo tahaka ny zazakely tsy mitomany nono intsony fa mitsahatra eo an-tsandrin-dreniny" na "ravoravo sy miala sasatra"