plt_tn/psa/131/002.md

12 lines
588 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nampionona sy nampangina ny fanahiko tokoa aho
Ny fanahy dia maneho an'ilay olona na ny fihetseham-pony. Ny tony sy miadana dia lazaina toy ny hoe nahatonga ny fanahin'olona hionona sy mangina. DH: "tony sy miadana aho"
# ny fanahiko ao anatiko
Ny fanahy dia maneho an'ilay olona na ny fihetseham-pony.
# toy ny zaza nisara-nono
Ny mpanao salamo miteny ny tenany ravo sy miala sasatra toy ny hoe zazakely izay tsy mangataka nono amin'ny reniny intsony. DH: "ravoravo tahaka ny zazakely tsy mitomany nono intsony fa mitsahatra eo an-tsandrin-dreniny" na "ravoravo sy miala sasatra"