plt_tn/psa/119/147.md

8 lines
283 B
Markdown

# mangiran-dratsy
"mialohan'ny hiposahan'ny masoandro"
# Mihiratra mialohan'ny hiovan'ny fiambenan'ny alina ny masoko
Ity dia fomba fiteny. Amin'ny kolontsaina Hebreo, ny alina araka ny nahazatra dia nizara ho "fiambenana" telo na fotoana. DH: "midiridiry aho mandritra ny alina"