plt_tn/psa/119/147.md

283 B

mangiran-dratsy

"mialohan'ny hiposahan'ny masoandro"

Mihiratra mialohan'ny hiovan'ny fiambenan'ny alina ny masoko

Ity dia fomba fiteny. Amin'ny kolontsaina Hebreo, ny alina araka ny nahazatra dia nizara ho "fiambenana" telo na fotoana. DH: "midiridiry aho mandritra ny alina"