# mangiran-dratsy "mialohan'ny hiposahan'ny masoandro" # Mihiratra mialohan'ny hiovan'ny fiambenan'ny alina ny masoko Ity dia fomba fiteny. Amin'ny kolontsaina Hebreo, ny alina araka ny nahazatra dia nizara ho "fiambenana" telo na fotoana. DH: "midiridiry aho mandritra ny alina"