plt_tn/psa/119/135.md

379 B

Aoka hamirapiratra amin'ny mpanomponao ny tavanao

Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa amim-pankasitrahana aminy toy ny hoe namirapiratra taminy ny tavan'i Yaveh. DH: "Miasà amin-tsitraka amin'ny mpanomponao"

Ranomaso mandriaka

Ny mpanoratra miteny ny ranomaso be loatra toy ny hoe ranomaso mandriaka. DH: "Ranomaso be"

mitandrina ny lalànao

"mankatò ny lalànao"