# Aoka hamirapiratra amin'ny mpanomponao ny tavanao Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa amim-pankasitrahana aminy toy ny hoe namirapiratra taminy ny tavan'i Yaveh. DH: "Miasà amin-tsitraka amin'ny mpanomponao" # Ranomaso mandriaka Ny mpanoratra miteny ny ranomaso be loatra toy ny hoe ranomaso mandriaka. DH: "Ranomaso be" # mitandrina ny lalànao "mankatò ny lalànao"