plt_tn/psa/119/135.md

12 lines
379 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Aoka hamirapiratra amin'ny mpanomponao ny tavanao
Ny mpanoratra miteny an'i Yaveh miasa amim-pankasitrahana aminy toy ny hoe namirapiratra taminy ny tavan'i Yaveh. DH: "Miasà amin-tsitraka amin'ny mpanomponao"
# Ranomaso mandriaka
Ny mpanoratra miteny ny ranomaso be loatra toy ny hoe ranomaso mandriaka. DH: "Ranomaso be"
# mitandrina ny lalànao
"mankatò ny lalànao"