forked from WA-Catalog/plt_tn
16 lines
543 B
Markdown
16 lines
543 B
Markdown
# Miha-reraka ny masoko eo am-piandrasana
|
|
|
|
Eto ny "maso" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Miha-reraka aho satria miandry hatrany"
|
|
|
|
# ny famonjenao sy ny teny marinao
|
|
|
|
Azo ambara ho matoanteny ny anarana "famonjena. DH: "Anao mba hanavotra ahy araka izay nampanantenainao hatao"
|
|
|
|
# ny teny marinao
|
|
|
|
Eto ny "teny" dia maneho izay ampitain'Andriamanitra amin'ny vahoaka. DH: "ny fampanantenanao marina"
|
|
|
|
# Asehoy ny mpanomponao
|
|
|
|
Ny mpanoratra miteny momba ny tenany ho "ny mpanomponao." DH: "Asehoy ahy" na "Asehoy ahy, ilay mpanomponao"
|