plt_tn/psa/119/123.md

543 B

Miha-reraka ny masoko eo am-piandrasana

Eto ny "maso" dia maneho an'ilay olona manontolo. DH: "Miha-reraka aho satria miandry hatrany"

ny famonjenao sy ny teny marinao

Azo ambara ho matoanteny ny anarana "famonjena. DH: "Anao mba hanavotra ahy araka izay nampanantenainao hatao"

ny teny marinao

Eto ny "teny" dia maneho izay ampitain'Andriamanitra amin'ny vahoaka. DH: "ny fampanantenanao marina"

Asehoy ny mpanomponao

Ny mpanoratra miteny momba ny tenany ho "ny mpanomponao." DH: "Asehoy ahy" na "Asehoy ahy, ilay mpanomponao"