plt_tn/psa/119/115.md

8 lines
501 B
Markdown

# Tohano amin'ny alalan'ny teninao aho
Eto ny "teny" dia maneho izay ampitain'Andriamanitra amin'ny vahoaka. DH: "Omeo hery aho araka izay nolazainao" na "Avelao aho hahery araka izay nampanantenainao"
# ka tsy ho menatra amin'ny fanantenako
Eto ny "fanantenako" dia manehony fahatokian'ny mpanoratra an'Andriamanitra sy ny fampanantenany. Azo atao ho fehezanteny feno izany. DH: "Aza mandiso fanantenana ahy" (UDB) na "Aza mampamenatra ahy amin'ny tsy fanatanterahana izay nampanantenainao hatao"