# Tohano amin'ny alalan'ny teninao aho Eto ny "teny" dia maneho izay ampitain'Andriamanitra amin'ny vahoaka. DH: "Omeo hery aho araka izay nolazainao" na "Avelao aho hahery araka izay nampanantenainao" # ka tsy ho menatra amin'ny fanantenako Eto ny "fanantenako" dia manehony fahatokian'ny mpanoratra an'Andriamanitra sy ny fampanantenany. Azo atao ho fehezanteny feno izany. DH: "Aza mandiso fanantenana ahy" (UDB) na "Aza mampamenatra ahy amin'ny tsy fanatanterahana izay nampanantenainao hatao"