plt_tn/psa/119/115.md

501 B

Tohano amin'ny alalan'ny teninao aho

Eto ny "teny" dia maneho izay ampitain'Andriamanitra amin'ny vahoaka. DH: "Omeo hery aho araka izay nolazainao" na "Avelao aho hahery araka izay nampanantenainao"

ka tsy ho menatra amin'ny fanantenako

Eto ny "fanantenako" dia manehony fahatokian'ny mpanoratra an'Andriamanitra sy ny fampanantenany. Azo atao ho fehezanteny feno izany. DH: "Aza mandiso fanantenana ahy" (UDB) na "Aza mampamenatra ahy amin'ny tsy fanatanterahana izay nampanantenainao hatao"