plt_tn/psa/119/087.md

329 B

Efa saika nanapitra ny aiko tety an-tany izy ireo

Izany no fomba mihaja ilazana olona mamono olon-kafa. DH: "Efa saika nahafaty ahy izy ireo"

Amin'ny fitiavanao marina

"Araka ny fitiavanao marina." Ny andianteny "fitiavana marina" na "fahatokiana" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "satria tia ahy amim-pahatokiana Ianao"