# Efa saika nanapitra ny aiko tety an-tany izy ireo Izany no fomba mihaja ilazana olona mamono olon-kafa. DH: "Efa saika nahafaty ahy izy ireo" # Amin'ny fitiavanao marina "Araka ny fitiavanao marina." Ny andianteny "fitiavana marina" na "fahatokiana" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "satria tia ahy amim-pahatokiana Ianao"