plt_tn/psa/119/087.md

8 lines
329 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Efa saika nanapitra ny aiko tety an-tany izy ireo
Izany no fomba mihaja ilazana olona mamono olon-kafa. DH: "Efa saika nahafaty ahy izy ireo"
# Amin'ny fitiavanao marina
"Araka ny fitiavanao marina." Ny andianteny "fitiavana marina" na "fahatokiana" dia azo ambara ho matoanteny. DH: "satria tia ahy amim-pahatokiana Ianao"