plt_tn/psa/119/053.md

290 B

Nihazona mafy ahy ny fahatezerana mahamay

Ity dia fomba fiteny. Ny hatezerana dia aseho toy ny hoe olona izay afaka mihazona mafy olona iray hafa. DH: "tonga tezitra mafy aho"

Ireo didinao no hirako

"Nampiasaiko ho ventin-kirako ny didinao" na "namoron-kira avy amin'ny didinao aho"