plt_tn/psa/119/053.md

8 lines
290 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nihazona mafy ahy ny fahatezerana mahamay
Ity dia fomba fiteny. Ny hatezerana dia aseho toy ny hoe olona izay afaka mihazona mafy olona iray hafa. DH: "tonga tezitra mafy aho"
# Ireo didinao no hirako
"Nampiasaiko ho ventin-kirako ny didinao" na "namoron-kira avy amin'ny didinao aho"