# Nihazona mafy ahy ny fahatezerana mahamay Ity dia fomba fiteny. Ny hatezerana dia aseho toy ny hoe olona izay afaka mihazona mafy olona iray hafa. DH: "tonga tezitra mafy aho" # Ireo didinao no hirako "Nampiasaiko ho ventin-kirako ny didinao" na "namoron-kira avy amin'ny didinao aho"