plt_tn/psa/119/045.md

12 lines
402 B
Markdown

# Handeha am-pilaminana aho
Ny mandeha am-pilaminana dia miaina fiainana am-pilaminana. DH: "Hiaina am-pilaminana ao amin'Andriamanitra aho"
# mitady ny fampianaranao
Ny "mitady" dia mahazo fahazavan-tsaina amin'ny fampianaran'Andriamanitra toy ny hoe azon'olona jerena ireo.
# ny didy masinao eo anatrehan'ireo mpanjaka
"didy lehibe eo anatrehan'ireo mpanjaka" na "fitsipika ho an'ireo mpanjaka"